1 Samuel 30:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony noentiny nidina izy, indreo, miely manerana ny tany ny Amalekita ka homana sy misotro ary milanona noho ny haben’ny babo rehetra izay azony tamin’ny tanin’ny Filistina sy ny tanin’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nitarika azy izy, dia indreo ny Amalesita, miely eran’ny tany, mihinana sy misotro, ary mandihy, fa nahazo babo betsaka tamin’ny tanin’ny Filistinina sy ny tanin’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin’ilay tovolahy ejiptianina tany amin’ny Hamalekita i Davida. Ary ny Hamalekita efa niparitaka nanerana ny faritany, ka nihinana sy nisotro ary nanao lanonana fa nahazo harem-be tany amin’ny tanin’ny Filistinina sy ny tanin’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nentiny nidina izy, indreo, miely eran'ny tany izy ka homana sy misotro ary milanona noho ny haben'ny babo rehetra izay azony tamin'ny tanin'ny Filistina sy ny tanin'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony noentiny nidina izy, indreo, miely manerana ny tany ny Amalekita ka homana sy misotro ary milanona noho ny haben’ny babo rehetra izay azony tamin’ny tanin’ny Filistina sy ny tanin’ny Joda.
malagasy
Ary nony nentiny nidina izy, indreo, miely eran'ny tany izy ka homana sy misotro ary milanona noho ny haben'ny babo rehetra izay azony tamin'ny tanin'ny Filistina sy ny tanin'ny Joda.