1 Samuel 30:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia azon’i Davida izay rehetra efa nobaboin’ny Amalekita; azon’i Davida koa ny vadiny roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka azon’i Davida indray izay rehetra voababon’ny Amalesita, ny vadiny roa voavonjy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avotr’i Davida avokoa izay rehetra lasan’ny Hamalekita. Navotany manokana ireo vadiny roa.
Malagasy Bible 1865
Dia rarak'i Davida izay rehetra efa nobaboin'ny Amalekita; ary dia azon'i Davida koa ny vadiny roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia azon’i Davida izay rehetra efa nobaboin’ny Amalekita; azon’i Davida koa ny vadiny roa.
malagasy
Dia rarak'i Davida izay rehetra efa nobaboin'ny Amalekita; ary dia azon'i Davida koa ny vadiny roa.