1 Samuel 30:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nisy zavatra tsy azony, na kely na lehibe, na zazalahy na zazavavy, na inona na inona tamin’izay nobaboin’ireny; izany rehetra izany dia azon’i Davida avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olony, tsy nisy tsy azon’izy ireo, na kely na lehibe, na zanany lahy na zanany vavy, na ny zavatra, na inona na inona nalaina taminy: dia nentin’i Davida nody avokoa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nisy tsy azony na kely na lehibe hatramin’ny zazalahy sy ny zazavavy ary ny harem-be, dia izay rehetra nobaboin’ny fahavalo. Tafaverin’i Davida avokoa izany.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nisy zavatra tsy azony, na kely na be, na zazalahy na zazavavy, na inona na inona tamin'izay nobaboin'ireny; izany rehetra izany dia azon'i Davida avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nisy zavatra tsy azony, na kely na lehibe, na zazalahy na zazavavy, na inona na inona tamin’izay nobaboin’ireny; izany rehetra izany dia azon’i Davida avokoa.
malagasy
Ary tsy nisy zavatra tsy azony, na kely na be, na zazalahy na zazavavy, na inona na inona tamin'izay nobaboin'ireny; izany rehetra izany dia azon'i Davida avokoa.