1 Samuel 30:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namabo ny vehivavy sy izay rehetra tao izy ireo, na lehibe na kely, nefa tsy nisy novonoiny ireo na dia iray aza fa noentiny rehefa nanohy ny diany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny vehivavy sy ny olon-drehetra trany tao nobaboiny avokoa, na ny kely na ny lehibe, ary tsy nisy novonoiny izy fa nentiny ho babo, dia lasa nandeha izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nobaboin’izy ireo ny vehivavy mbamin’izay rehetra tao an-tanàna na kely na lehibe, nefa tsy nisy novonoiny na iray aza, fa nentiny avokoa ary dia notohiziny ny diany.
Malagasy Bible 1865
ary efa namabo ny vehivavy sy izay rehetra tao izy, na lehibe na kely, nefa tsy nisy novonoiny na dia iray aza; fa nentiny ho babo ireo, ka lasa nandeha izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namabo ny vehivavy sy izay rehetra tao izy ireo, na lehibe na kely, nefa tsy nisy novonoiny ireo na dia iray aza fa noentiny rehefa nanohy ny diany izy.
malagasy
ary efa namabo ny vehivavy sy izay rehetra tao izy, na lehibe na kely, nefa tsy nisy novonoiny na dia iray aza; fa nentiny ho babo ireo, ka lasa nandeha izy.