1 Samuel 30:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Davida: Aza manao izany amin’izay nomen’NY TOMPO antsika, ry rahalahy; fa niaro antsika Izy ary natolony teo an-tanantsika ny jirika izay tonga namely antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa hoy kosa i Davida: «Aza manao toy izany, ry rahalahy, amin’ny zavatra nomen’i Iaveh antsika, satria niaro antsika izy sy nanolotra eo an-tanantsika ny jirika tonga hamely antsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Davida hoe: –Ry rahalahy, aza mba manao izany amin’izay nomen’ny TOMPO antsika; Izy no niaro antsika sady nanolotra ho eo am-pelatanantsika ny andian-tontakely izay tonga namely antsika.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Davida: Aza manao izany amin'izay nomen'i Jehovah antsika, ry rahalahy; fa niaro antsika Izy, ary natolony teo an-tanantsika ny jirika izay tonga namely antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Davida: Aza manao izany amin’izay nomen’NY TOMPO antsika, ry rahalahy; fa niaro antsika Izy ary natolony teo an-tanantsika ny jirika izay tonga namely antsika.
malagasy
Fa hoy Davida: Aza manao izany amin'izay nomen'i Jehovah antsika, ry rahalahy; fa niaro antsika Izy, ary natolony teo an-tanantsika ny jirika izay tonga namely antsika.