1 Samuel 30:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa iza no hanaiky anareo amin’izany? Fa tahaka ny anjaran’izay nidina hiady ihany no ho anjaran’izay nitoetra tamin’ny entana: Hifampizara izany izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka iza no hanaiky anareo amin’izany raharaha izany? Tsy maintsy atao sahala ny anjaran’izay nidina hiady, sy ny an’izay nijanona tamin’ny entana: hiara-mizara daholo».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa iza no hihaino anareo amin’izany hevitrareo izany? Tsia, «fa mitovy ihany ny anjaran’izay nidina hiady sy izay nijanona niandry entana: hiarahan’ny roa tonta mizara ireo.»
Malagasy Bible 1865
Koa iza no hanaiky anareo amin'izany? Fa tahaka ny anjaran'izay nidina hiady ihany no ho anjaran'izay nitoetra tamin'ny entana: hiara-misalahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa iza no hanaiky anareo amin’izany? Fa tahaka ny anjaran’izay nidina hiady ihany no ho anjaran’izay nitoetra tamin’ny entana: Hifampizara izany izy rehetra.
malagasy
Koa iza no hanaiky anareo amin'izany? Fa tahaka ny anjaran'izay nidina hiady ihany no ho anjaran'izay nitoetra tamin'ny entana: hiara-misalahy izy.