1 Samuel 30:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia izany no fanao hatramin’io andro io ka natao didy sy lalàna tamin’ny Israely ambaraka androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia natao araka izany hatramin’izay andro izay ka atỳ aoriana, dia nataon’i Davida lalàna sy fitsipika izany mandraka androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanomboka tamin’io andro io, dia nataon’i Davida lalàna sy fomba ho an’i Israely izany ary mbola arahina mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
Dia izany no fanao hatramin'izany andro izany, ka dia natao didy sy lalàna tamin'ny Isiraely izany ambaraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia izany no fanao hatramin’io andro io ka natao didy sy lalàna tamin’ny Israely ambaraka androany.
malagasy
Dia izany no fanao hatramin'izany andro izany, ka dia natao didy sy lalàna tamin'ny Isiraely izany ambaraka androany.