1 Samuel 30:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ho an’izay ao Rakala, ho an’izay any an-tanànan’ny Jeramelita, ho an’izay any an-tanànan’ny Kenita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
an’ny ao Karmela, an’ireo ao amin’ny tanànan’ny Jerameelita, an’ireo ao amin’ny tanànan’ny Kineanina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ireo loholon’i Rakala sy ny tanànan’ny Jerahimelita ary ny Kenita,
Malagasy Bible 1865
sy ho an'izay ao Rakala sy ho an'izay any an-tanànan'ny Jeramelita sy ho an'izay any an-tanànan'ny Kenita
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ho an’izay ao Rakala, ho an’izay any an-tanànan’ny Jeramelita, ho an’izay any an-tanànan’ny Kenita,
malagasy
sy ho an'izay ao Rakala sy ho an'izay any an-tanànan'ny Jeramelita sy ho an'izay any an-tanànan'ny Kenita