1 Samuel 30:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ho an’izay ao Hebrona ary ho an’izay any amin’ny tany rehetra nandehandehanan’i Davida sy ny olony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
an’ny ao Hebrôna, ary ho an’ny any amin’ny tany rehetra nalehan’i Davida sy ny olony».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ireo loholon’i Hebrôna ary ireo izay any amin’ny toerana rehetra nodiavin’i Davida sy ny olony.
Malagasy Bible 1865
sy ho an'izay ao Hebrona ary ho an'izay any amin'ny tany rehetra nandehandehanan'i Davida sy ny olony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ho an’izay ao Hebrona ary ho an’izay any amin’ny tany rehetra nandehandehanan’i Davida sy ny olony.
malagasy
sy ho an'izay ao Hebrona ary ho an'izay any amin'ny tany rehetra nandehandehanan'i Davida sy ny olony.