1 Samuel 30:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanandra-peo nitomany i Davida sy ny mpanaraka azy mandra-pahalany ritra ny ranomasony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary samy nanandra-peo nitomany i Davida sy ireto olona niaraka taminy, mandra-pahalanin’ny heriny tsy nahatomany intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanala ny fony nitomany i Davida sy ireo mpanaraka azy mandra-pahatankin’ny ranomasony.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida sy ny mpanaraka azy dia nanandratra ny feony nitomany ambara-paha-tsy nahatomany intsony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanandra-peo nitomany i Davida sy ny mpanaraka azy mandra-pahalany ritra ny ranomasony.
malagasy
Ary Davida sy ny mpanaraka azy dia nanandratra ny feony nitomany ambara-paha-tsy nahatomany intsony izy.