1 Samuel 30:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voababo koa izy roa vavy vadin’i Davida, dia i Ahinoama jezirelita sy Abigaila, ilay novadin’i Nabala karmelita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
lasan-ko babo mbamin’izy roa vavy, vadin’i Davida, dia i Akinôama avy any Jezraela, sy i Abigaila avy any Karmela, ilay novinadin’i Nabala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voasambotra koa ireo vadin’i Davida roa, dia Ahinôhama avy any Jizrehèla sy i Abigaîla vadin’i Nabala avy any Karmela.
Malagasy Bible 1865
Ary voababo koa izy roa vavy vadin'i Davida, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila, ilay novinadin'i Nabala Karmelita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voababo koa izy roa vavy vadin’i Davida, dia i Ahinoama jezirelita sy Abigaila, ilay novadin’i Nabala karmelita.
malagasy
Ary voababo koa izy roa vavy vadin'i Davida, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila, ilay novinadin'i Nabala Karmelita.