1 Samuel 30:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Davida tamin’i Abiatara mpisorona, zanak’i Ahimeleka: Miangavy anao aho, ento etỳ amiko ny efoda. Dia noentin’i Abiatara teo amin’i Davida ny efoda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Davida tamin’i Abiatara mpisorona zanak’i Akimeleka: «Ento atỳ amiko ny efôda ». Dia nentin’i Abiatara teo amin’i Davida ny efôda;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Davida tamin’i Abiatara mpisorona sady zanakalahin’i Ahimeleka: –Ento atỳ amiko ny efôda fanontaniana ny Tompo, azafady. Dia nentin’i Abiatara teo amin’i Davida ny efôda.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida tamin'i Abiatara mpisorona, zanak'i Ahimeleka: Masìna ianao, ento etỳ amiko ny efoda. Dia nentin'i Abiatara teo amin'i Davida ny efoda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Davida tamin’i Abiatara mpisorona, zanak’i Ahimeleka: Miangavy anao aho, ento etỳ amiko ny efoda*. Dia noentin’i Abiatara teo amin’i Davida ny efoda.
malagasy
Ary hoy Davida tamin'i Abiatara mpisorona, zanak'i Ahimeleka: Masìna ianao, ento etỳ amiko ny efoda. Dia nentin'i Abiatara teo amin'i Davida ny efoda.