1 Samuel 30:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa i Davida sy ny eninjato lahy izay nanaraka azy ka tonga teo amin’ny lohasahan-driaka Besora ary teo no nijanonan’ny sasany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga i Davida sy izy enin-jato lahy izay niaraka taminy. Nony tonga teo amin’ny ranon-driaka Besôra izy ireo, dia niato ny mpitaredretra tamin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niainga i Davida sy ny namany eninjato lahy. Rehefa tonga teo amin’ny riakan’i Besôra izy ireo, dia nijanona ny roanjato lahy
Malagasy Bible 1865
Dia lasa Davida sy ny enin-jato lahy izay nanaraka azy ka tonga teo amin'ny renirano Besora, ary teo no nijanonan'ny sasany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa i Davida sy ny eninjato lahy izay nanaraka azy ka tonga teo amin’ny lohasahan-driaka Besora ary teo no nijanonan’ny sasany.
malagasy
Dia lasa Davida sy ny enin-jato lahy izay nanaraka azy ka tonga teo amin'ny renirano Besora, ary teo no nijanonan'ny sasany.