1 Samuel 31:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia niainga ny lehilahy mahery rehetra ka nandeha nandritra ny alina ary naka ny fatin’i Saoly sy ny fatin’ny zanany teo amin’ny mandan’i Bety-Sana; ary tonga tao Jabesy izy ireo ka nandoro azy tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia niainga ny lehilahy mahery rehetra, ka nandeha mandritra ny alina manontolo dia nanesotra ny fatin’i Saola sy ny fatin-janany teo amin’ny mandan’i Betsàna vao niverina tany Jabesa, dia nodorany tao ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia niainga ny lehilahy maherifo rehetra ka nanao lava alina naka ny fatin’i Saoly sy ny fatin-janany teo amin’ny mandan’i Bety-Seana. Nony tafaverina tany Jabesy izy ireo, dia nodorany ny faty.
Malagasy Bible 1865
dia niainga ny lehilahy mahery rehetra ka nandeha mandritra ny alina ary naka ny fatin'i Saoly sy ny fatin'ny zanany teo amin'ny màndan'i Beti-sana; ary tonga tao Jabesy izy ka nandoro azy tao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia niainga ny lehilahy mahery rehetra ka nandeha nandritra ny alina ary naka ny fatin’i Saoly sy ny fatin’ny zanany teo amin’ny mandan’i Bety-Sana; ary tonga tao Jabesy izy ireo ka nandoro azy tao.
malagasy
dia niainga ny lehilahy mahery rehetra ka nandeha mandritra ny alina ary naka ny fatin'i Saoly sy ny fatin'ny zanany teo amin'ny màndan'i Beti-sana; ary tonga tao Jabesy izy ka nandoro azy tao.Ary nentiny ny taolany ka naleviny tao ambanin'ilay hazo tamariska tao Jabesy, ary dia nifady hanina hafitoana izy.