1 Samuel 31:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noentiny ny taolany ka naleviny tao ambanin’ilay hazo tamarisika tao Jabesy, dia nifady hanina hafitoana izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noraisiny ny taolany ka naleviny tao ambanin’ny tamariska tao Jabesa; ary nifady hanina hafitoana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nangoniny ny taolambalony ka naleviny tao ambanin’ilay hazo tamariska tao Jabesy; ary nifady hanina nandritra ny fito andro ny olona mba ho fisaonana.
Malagasy Bible 1865
Ary nentiny ny taolany ka naleviny tao ambanin'ilay hazo tamariska tao Jabesy, ary dia nifady hanina hafitoana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noentiny ny taolany ka naleviny tao ambanin’ilay hazo tamarisika tao Jabesy, dia nifady hanina hafitoana izy ireo.
malagasy
Ary nentiny ny taolany ka naleviny tao ambanin'ilay hazo tamariska tao Jabesy, ary dia nifady hanina hafitoana izy.