1 Samuel 31:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanenjika mafy an’i Saoly sy ny zanany ny Filistina ka matin’ny Filistina i Jonatana sy i Abinadaba ary i Malky-Soa, zanak’i Saoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nikiry nanenjika an’i Saola sy ny zanany ny Filistinina, ka matin’ny Filistinina avokoa i Jônatasy sy i Abinadaba ary i Melkisoà zanak’i Saola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nilofo nanenjika an’i Saoly sy ireo zanany lahy ny Filistinina ka nahafaty an’i Jônatàna sy i Abinadaba ary i Melkisa, izay samy zanakalahin’i Saoly.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Filistina nanenjika mafy an'i Saoly sy ny zanany, ka matin'ny Filistina Jonatana sy Abinadaba ary Malkisoa, zanak'i Saoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanenjika mafy an’i Saoly sy ny zanany ny Filistina ka matin’ny Filistina i Jonatana sy i Abinadaba ary i Malky-Soa, zanak’i Saoly.
malagasy
Ary ny Filistina nanenjika mafy an'i Saoly sy ny zanany, ka matin'ny Filistina Jonatana sy Abinadaba ary Malkisoa, zanak'i Saoly.