1 Samuel 31:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Saoly tamin’ny mpitondra ny fiadiany: Tsoahy ny sabatrao ka tsatohy miboroaka aho, fandrao avy irerỳ tsy mifora irerỳ ka hotsatohany miboroaka aho, dia hataony ho fihomehezana. Nefa tsy nety ny mpitondra ny fiadiany fa natahotra loatra. Dia nalain’i Saoly ny sabatra ka nianjerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Saola tamin’ity mpitondra fiadiany: «Tsoahy ny sabatrao ka atrobary ahy, fandrao dia ireo tsy mifora ireo indray no tonga manatrobaka ahy, ka halàny baraka aho». Tsy nety ilay mpitondra fiadiany, fa raiki-tahotra izy, ka i Saola no naka ny sabany, dia nianjera taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Saoly tamin’ilay mpitondra ny fitaovam-piadiany: –Raiso ny sabatrao ka trobaro aho, fandrao ireo mpanompo sampy ireo indray no ho avy hitrobaka ahy, ka hanao ahy ho fihomehezana. Fa tsy nanaiky ilay mpitondra ny fitaovam-piadiany satria natahotra mafy. Koa nalain’i Saoly ny sabatra, dia nianjerany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Saoly tamin'ny mpitondra ny fiadiany: Tsoahy ny sabatrao, ka tsatohy miboroaka aho, fandrao avy irery tsy mifora irery ka hotsatohany miboroaka aho, dia hataony ho fihomehezana. Nefa tsy nety ny mpitondra ny fiadany, fa natahotra loatra izy. Dia nalain'i Saoly ny sabatra ka nianjerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Saoly tamin’ny mpitondra ny fiadiany: Tsoahy ny sabatrao ka tsatohy miboroaka aho, fandrao avy irerỳ tsy mifora irerỳ ka hotsatohany miboroaka aho, dia hataony ho fihomehezana. Nefa tsy nety ny mpitondra ny fiadiany fa natahotra loatra. Dia nalain’i Saoly ny sabatra ka nianjerany.
malagasy