1 Samuel 31:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’ny mpitondra ny fiadiany fa maty i Saoly dia mba nianjera tamin’ny sabany koa izy ka niara-maty taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan’ity mpitondra fiadiany fa maty i Saola, dia mba nianjera tamin’ny sabany koa izy, ka niara-maty taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa hitan’ilay mpitondra ny fitaovam-piadiany fa maty i Saoly, dia mba nianjerany koa ny sabany, ka niara-maty taminy izy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitan'ny mpitondra ny fiadiany fa maty Saoly, dia mba nianjera tamin'ny sabany koa izy ka niara-maty taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’ny mpitondra ny fiadiany fa maty i Saoly dia mba nianjera tamin’ny sabany koa izy ka niara-maty taminy.
malagasy
Ary rehefa hitan'ny mpitondra ny fiadiany fa maty Saoly, dia mba nianjera tamin'ny sabany koa izy ka niara-maty taminy.