1 Samuel 31:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niara-maty androtr’izay ihany i Saoly sy ny zanany telo lahy sy ny mpitondra ny fiadiany ary ny olony rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no niarahany maty androtr’izay ihany, dia i Saola sy ny zanany telo lahy, ary ny mpitondra fiadiany, mbamin’ny olona rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andro iray ihany izany no nahafatesan’i Saoly mbamin’ireo zanany telo lahy sy ny mpitondra ny fitaovam-piadiany ary ny miaramilany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ka dia niara-maty androtrizay ihany Saoly sy ny zanany telo lahy sy ny mpitondra ny fiadiany ary ny olony rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niara-maty androtr’izay ihany i Saoly sy ny zanany telo lahy sy ny mpitondra ny fiadiany ary ny olony rehetra.
malagasy
Ka dia niara-maty androtrizay ihany Saoly sy ny zanany telo lahy sy ny mpitondra ny fiadiany ary ny olony rehetra.