1 Samuel 31:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitso, raha tonga haka ny zavatra teo amin’ny maty ny Filistina, dia nahita an’i Saoly sy ny zanany telo lahy niampatrampatra teo an-tendrombohitra Gilboa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ampitson’iny, tonga handroba ny zavatra teny amin’ny maty ny Filistinina, ka nahita an’i Saola sy ny zanany telo lahy nitsitra tany an-tendrombohitra Jelbôe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitso, nony tonga ny Filistinina haka ny zavatra teny amin’ny faty, dia nahita an’i Saoly sy ny zanany telo lahy nitsitra teo an-tendrombohitr’i Gilbôa.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitso, raha tonga haka ny zavatra teo amin'ny maty ny Filistina, dia nahita an'i Saoly sy ny zanany telo lahy niampatrampatra teo an-tendrombohitra Gilboa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitso, raha tonga haka ny zavatra teo amin’ny maty ny Filistina, dia nahita an’i Saoly sy ny zanany telo lahy niampatrampatra teo an-tendrombohitra Gilboa.
malagasy
Ary nony ampitso, raha tonga haka ny zavatra teo amin'ny maty ny Filistina, dia nahita an'i Saoly sy ny zanany telo lahy niampatrampatra teo an-tendrombohitra Gilboa izy.