1 Samuel 31:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia notapahiny ny lohany sady nalainy ny fiadiany ary nandefa iraka tany amin’ny tanin’ny Filistina manodidina izy mba hanambara izany zavatra mahafaly izany ao amin’ny tranon’ny sampiny sy amin’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia notapahiny ny lohany, nalainy ny fiadiany, ary naniraka olona izy ireo mba hiantso izany vaovao mahafaly izany eran’ny tanin’ny Filistinina rehetra, tao an-tempolin-tsampiny, sy amin’ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notapahiny ny lohan’i Saoly sady nalainy ny fiadiany ka nalefany hitety ny tanin’ny Filistinina hanambaràna izany vaovao izany ao amin’ny Tempolin-tsampiny sy amin’ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Ary notapahiny ny lohany, sady nalainy ny fiadiany, ary dia naniraka tany amin'ny tanin'ny Filistina manodidina izy hanambara izany zavatra mahafaly izany ao amin'ny tranon'ny sampiny sy amin'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia notapahiny ny lohany sady nalainy ny fiadiany ary nandefa iraka tany amin’ny tanin’ny Filistina manodidina izy mba hanambara izany zavatra mahafaly izany ao amin’ny tranon’ny sampiny sy amin’ny olona.
malagasy