1 Samuel 4:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niady ny Filistina ka resy ny Israely; ary samy nandositra ho any an-dainy avy izy rehetra. Be dia be no maty ka lehilahy telo alina mpandeha an-tongotra tamin’ny Israely no niampatrampatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niady ny Filistinina ka resy i Israely sy samy nandositra ho any an-dainy avy; ary mafy tokoa ny faharesena ka nisy telo alina ny olona an-tongotra no lavo tamin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niady ny Filistinina, dia resy ny Israelita ka nandositra nody avokoa. Faharesena mavesatra tokoa izany satria miaramila israelita telo alina no maty,
Malagasy Bible 1865
Ary niady ny Filistina, dia resy ny Isiraely, ka samy nandositra ho any an-dainy avy izy rehetra, ary be dia be no maty, dia lehilahy telo alina mandeha an-tongotra tamin'ny Isiraely no niampatrampatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niady ny Filistina ka resy ny Israely; ary samy nandositra ho any an-dainy avy izy rehetra. Be dia be no maty ka lehilahy telo alina mpandeha an-tongotra tamin’ny Israely no niampatrampatra.
malagasy