1 Samuel 4:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasan-ko babo ny vata misy ny faneken’Andriamanitra, ary maty izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy i Finehasa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Fiaran’Andriamanitra dia voasambotra ary izy roa lahy zanak’i Helì, Ofnì sy Finea, dia maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny Vatamasina lasan’ny Filistinina, ary izy mirahalahy zanak’i Helỳ, dia i Hôfnỳ sy i Pinehasa, samy maty avokoa.
Malagasy Bible 1865
Dia lasan-ko babo ny fiaran'Andriamanitra, ary maty izy mirahalahy zanak'i Ely, dia Hofinia sy Finehasa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasan-ko babo ny vata misy ny faneken’Andriamanitra, ary maty izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy i Finehasa.
malagasy
Dia lasan-ko babo ny fiaran'Andriamanitra, ary maty izy mirahalahy zanak'i Ely, dia Hofinia sy Finehasa.