1 Samuel 4:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy lehilahy benjaminita iray nihazakazaka avy tany amin’ny miaramila ka tonga tao Silo androtr’izay ihany; rovitra ny akanjony sady nihosin-tany ny lohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Androtr’izay ihany dia tonga tao Silao ny lehilahy anankiray amin’i Benjamina nihazakazaka avy any an-tany niadinay, rovitra ny akanjony, nihoso-bovoka ny lohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Androtrio ihany dia nisy lehilahy iray avy tamin’ny fokon’i Benjamîna afa-nitsoaka ny toeram-piadiana ka nilomay hatrany Silao; ho marik’alahelo, dia notriariny ny fitafiany ary nohosorany vovoka ny lohany.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy lehilahy Benjamita anankiray nihazakazaka avy tany tamin'ny miaramila ka tonga tao Silo androtrizay ihany, ary triatra ny akanjony, sady nihosin-tany ny lohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy lehilahy benjaminita iray nihazakazaka avy tany amin’ny miaramila ka tonga tao Silo androtr’izay ihany; rovitra ny akanjony sady nihosin-tany ny lohany.
malagasy
Ary nisy lehilahy Benjamita anankiray nihazakazaka avy tany tamin'ny miaramila ka tonga tao Silo androtrizay ihany, ary triatra ny akanjony, sady nihosin-tany ny lohany.