1 Samuel 4:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa valo amby sivifolo taona i Ely tamin’izay sady efa pahina ny masony ka tsy nahita izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary efa valo amby sivifolo taona i Helì fahizàny; tsy nihetsika ny masony ary tsy nahita intsony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa valo amby sivifolo taona i Helỳ tamin’izay ary jamba tanteraka.
Malagasy Bible 1865
Ary efa valo amby sivi-folo taona Ely tamin'izay, sady efa pahina ny masony, ka tsy nahita izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa valo amby sivifolo taona i Ely tamin’izay sady efa pahina ny masony ka tsy nahita izy.
malagasy
Ary efa valo amby sivi-folo taona Ely tamin'izay, sady efa pahina ny masony, ka tsy nahita izy.