1 Samuel 4:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy: Afaka tamin’ny Israely ny voninahitra, fa lasan-ko babo ny vata misy ny faneken’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy: «Efa voaesotra amin’i Israely ny voninahitra fa lasan-ko babo ny Fiaran’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nambarany araka izany fa nesorina tamin’i Israely tokoa ny voninahitra satria efa lasan-ko babo ilay Vatamasin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Afaka tamin'ny Isiraely ny voninahitra, fa lasan-ko babo ny fiaran'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy: Afaka tamin’ny Israely ny voninahitra, fa lasan-ko babo ny vata misy ny faneken’Andriamanitra.
malagasy
Ary hoy izy: Afaka tamin'ny Isiraely ny voninahitra, fa lasan-ko babo ny fiaran'Andriamanitra.