1 Samuel 4:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia raiki-tahotra ny Filistina ka niteny hoe: Andriamanitra no tonga ao an-toby. Ary hoy koa izy: Nahita loza isika! Tsy mbola nisy toy izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka raiki-tahotra ny Filistinina fa nataony hoe: «Tonga ao an-toby Andriamanitra.» Dia hoy izy: «Hahita loza isika fa tsy mbola nisy zavatra toy izao mandraka ankehitriny!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia natahotra ireo, satria nifampilaza hoe: «Andriamanitra no tonga ao an-tobiny. Tsy mbola tao Izy talohan’izao; koa ankehitriny, hahita loza isika.
Malagasy Bible 1865
Dia raiki-tahotra ny Filistina ka nanao hoe: Andriamanitra no tonga ao an-toby. Ary hoy koa izy: Mahita loza isika! fa tsy mbola nisy toy izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia raiki-tahotra ny Filistina ka niteny hoe: Andriamanitra no tonga ao an-toby. Ary hoy koa izy: Nahita loza isika! Tsy mbola nisy toy izao.
malagasy
Dia raiki-tahotra ny Filistina ka nanao hoe: Andriamanitra no tonga ao an-toby. Ary hoy koa izy: Mahita loza isika! fa tsy mbola nisy toy izao.