1 Samuel 4:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahita loza isika! Iza no hamonjy antsika amin’ny tanan’ireo andriamanitra mahery ireo? Ireo no andriamanitra izay namely ny Ejiptiana tamin’ny kapoka rehetra tany an-tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahita loza isika! Iza no hanafaka antsika amin’ny tanan’ireo andriamanitra mahery ireo? Fa ireo andriamanitra ireo no namely ny Ejiptianina tany an’efitra tamin’izao loza rehetra izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hahita loza isika! Iza no hamonjy antsika tsy ho azon’io Andriamanitra mahery io, Izay namely ny Ejiptianina tamin’ny loza maro samihafa tany an-taniefitra?
Malagasy Bible 1865
Mahita loza isika! Iza no hamonjy antsika amin'ny tànan'ireo andriamanitra mahery ireo? Ireo no andriamanitra izay namely ny Egyptiana tamin'ny kapoka rehetra tany an-efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahita loza isika! Iza no hamonjy antsika amin’ny tanan’ireo andriamanitra mahery ireo? Ireo no andriamanitra izay namely ny Ejiptiana tamin’ny kapoka rehetra tany an-tany efitra.
malagasy
Mahita loza isika! Iza no hamonjy antsika amin'ny tànan'ireo andriamanitra mahery ireo? Ireo no andriamanitra izay namely ny Egyptiana tamin'ny kapoka rehetra tany an-efitra.