1 Samuel 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahereza, ary aoka hitomban-dahy ianareo, ry Filistina, fandrao hanompo ny Hebreo tahaka ny nanompoany anareo ianareo; misehoa ho lehilahy ianareo ka miadia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samia matanjaka sy mitomban-dahy ianareo, ry Filistinina, fandrao dia manompo ny Hebrio, toy ny anompoany anareo. Misehoa ho lehilahy ary miadia.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahereza, ry Filistinina, mbà tena lehilahy raha tsy tiantsika ny hoziogain’ny Hebreo tahaka izay nataontsika taminy fahiny; koa misehoa ho tena lehilahy tokoa isika ary miadia.»
Malagasy Bible 1865
Mahereza, ary aoka hitomban-dahy ianareo, ry Filistina, fandrao hanompo ny Hebreo ianareo tahaka ny nanompoany anareo; misehoa ho lehilahy ianareo, ka miadia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahereza, ary aoka hitomban-dahy ianareo, ry Filistina, fandrao hanompo ny Hebreo tahaka ny nanompoany anareo ianareo; misehoa ho lehilahy ianareo ka miadia.
malagasy
Mahereza, ary aoka hitomban-dahy ianareo, ry Filistina, fandrao hanompo ny Hebreo ianareo tahaka ny nanompoany anareo; misehoa ho lehilahy ianareo, ka miadia.