1 Samuel 5:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalain’ny Filistina ny vata misy ny faneken’Andriamanitra ka noentiny niala tany Ebenezera ho any Asdoda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony azon’ny Filistinina ny Fiaran’Andriamanitra dia nentiny avy tany Eben-Ezera ho any Azota.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azon’ny Filistinina àry ny Vatamasin’Andriamanitra ka nentiny nankany Asdôda avy tao Ebena-Hezera.
Malagasy Bible 1865
Dia nalain'ny Filistina ny fiaran'Andriamanitra ka nentiny niala tany Ebenezera ho any Asdoda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalain’ny Filistina ny vata misy ny faneken’Andriamanitra ka noentiny niala tany Ebenezera ho any Asdoda.
malagasy
[Ny namelezan'Andriamanitra ny Filistina noho ny namaboany ny fiara, sy ny namerenan'ny Filistina azy] Dia nalain'ny Filistina ny fiaran'Andriamanitra ka nentiny niala tany Ebenezera ho any Asdoda.