1 Samuel 6:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nataon’ny olona izany ka naka ombivavy roa mitaiza izy, dia nafehiny tamin’ny sarety ireo, fa narindriny tao an-trano ny zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’ny olona izany; naka omby vavy roa mitaiza izy, nafehiny tamin’ny sarety, ary nohidiany tao an-tranon’omby ny zanany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia araka izany no nataon’ny Filistinina. Naka ombivavy roa mitaiza izy, dia norohizany tamin’ny sarety; ary ny zanany nohidiany tao am-bala.
Malagasy Bible 1865
Dia nataon'ny olona izany, ka naka ombivavy roa mitaiza izy, dia nafehiny tamin'ny sariety ireo, fa ny zanany narindriny tao an-trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nataon’ny olona izany ka naka ombivavy roa mitaiza izy, dia nafehiny tamin’ny sarety ireo, fa narindriny tao an-trano ny zanany.
malagasy
Dia nataon'ny olona izany, ka naka ombivavy roa mitaiza izy, dia nafehiny tamin'ny sariety ireo, fa ny zanany narindriny tao an-trano.