1 Samuel 6:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Napetrany teo ambonin’ny sarety ny vata misy ny faneken’NY TOMPO sy ny vata kely ary ny totozy volamena sy ny sarin’ny vay,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia napetrany teo ambony sarety ny Fiaran’i Iaveh mbamin’ny vata kely nisy ny totozy volamena sy ny sarim-bainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Napetrany teo ambony sarety ny Vatamasin’ny TOMPO sy ny vata kely misy ny totozy volamena sy ny sarin-kitso.
Malagasy Bible 1865
Dia napetrany teo ambonin'ny sariety ny fiaran'i Jehovah sy ny vata kely ary ny totozy volamena sy ny sarin'ny vay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Napetrany teo ambonin’ny sarety ny vata misy ny faneken’NY TOMPO sy ny vata kely ary ny totozy volamena sy ny sarin’ny vay,
malagasy
Dia napetrany teo ambonin'ny sariety ny fiaran'i Jehovah sy ny vata kely ary ny totozy volamena sy ny sarin'ny vay.