1 Samuel 6:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nijinja varimbazaha teny an-dohasaha ny mponina tao Bety-Semesy, koa raha nanopy ny masony izy dia nahatsinjo ny vata misy ny faneken’NY TOMPO ary faly nahita izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nijinja varimbazaha tany an-dohasaha ny olona tao Bety-Samesy. Nony nanopy ny masony izy dia nahatazana ny Fiara, ka nifaly nahita azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny mponina tao Bèty-Semesy dia nijinja varim-bazaha tany an-dohasaha. Nahatazana ny Vatamasina izy ireo ka dibo-kafaliana nahita azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Beti-semesita nijinja ny vary tritika teny an-dohasaha; ary nanopy ny masony izy ka nahita ny fiara, dia faly raha nahita izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nijinja varimbazaha teny an-dohasaha ny mponina tao Bety-Semesy, koa raha nanopy ny masony izy dia nahatsinjo ny vata misy ny faneken’NY TOMPO ary faly nahita izany.
malagasy
Ary ny Beti-semesita nijinja ny vary tritika teny an-dohasaha; ary nanopy ny masony izy ka nahita ny fiara, dia faly raha nahita izany.