1 Samuel 6:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’ireo andriana dimy tamin’ny Filistina izany dia niverina nankany Ekrona androtr’izay ihany izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa nahita izany ireo andriana dimy amin’ny Filistinina, dia niverina tany Akarôna androtr’izay ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’io andro io koa, rehefa nahita izany ireo andriana dimy filohan’i Filistinina, dia niverina nankany Hekrôna.
Malagasy Bible 1865
Ary raha hitan'ireo andriana dimy tamin'ny Filistina izany, dia niverina nankany Ekrona androtrizay ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’ireo andriana dimy tamin’ny Filistina izany dia niverina nankany Ekrona androtr’izay ihany izy ireo.
malagasy
Ary raha hitan'ireo andriana dimy tamin'ny Filistina izany, dia niverina nankany Ekrona androtrizay ihany izy.