1 Samuel 6:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny olona: Inona ary no fanati-panonerana haterinay ho Azy? Hoy ireo: Vay volamena dimy sy totozy volamena dimy, araka ny isan’ireo andrianan’ny Filistina; fa aretina iray ihany no manjo anareo rehetra sy ny andriananareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny Filistinina: «Inona no fanati-panonerana hataonay aminy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa ny Filistinina hoe: –Fa inona àry no fanonerana haterinay aminy? Dia hoy ny navalin’ny mpisorona sy ny mpimasy: –Araka izay isan’ireo andriana filohan’ny Filistinina, dia mba anatero sarin-kitso volamena dimy sy totozy volamena dimy; fa aretina iray ihany no mahazo anareo rehetra mbamin’ny filohanareo.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny olona: Inona ary no fanati-panonerana haterinay ho Azy? Ary hoy kosa ireo: Vay volamena dimy sy totozy volamena dimy, araka ny isan'ireo andrianan'ny Filistina; fa aretina iray ihany no manjo anareo rehetra sy ny andriananareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny olona: Inona ary no fanati-panonerana haterinay ho Azy? Hoy ireo: Vay volamena dimy sy totozy volamena dimy, araka ny isan’ireo andrianan’ny Filistina; fa aretina iray ihany no manjo anareo rehetra sy ny andriananareo.
malagasy