1 Samuel 6:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa manaova sarin’ny vainareo sy sarin’ny totozinareo izay manimba ny tany; ary omeo voninahitra ny Andriamanitry ny Israely; angamba hanamaivana ny tanany hiala aminareo sy ny andriamanitrareo ary ny taninareo Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navaliny: «Vay volamena dimy, sy totozy volamena dimy, araka ny isan’ny andrian’ny Filistinina, fa aretina iray ihany no nahazo anareo sy ny andrianareo. Koa manaova sarin’ny vainareo sy sarin’ny totozinareo, izay manimba ny tany; izany no anomezo voninahitra ny Andriamanitr’i Israely; fa angamba Izy hitsahatra tsy hanampatra ny tanany aminareo sy ny andriamanitrareo ary ny taninareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa manaova sarin’ny kitsonareo sy sarin’ny totozy mpandevona ny taninareo ary atolory izany ho fanomezam- boninahitra ny Andriamanitr’i Israely. Angamba mba hitsahatra tsy hanampatra ny heriny aminareo sy amin’ny andriamanitrareo ary amin’ny taninareo Izy.
Malagasy Bible 1865
Koa manaova sarin'ny vainareo sy sarin'ny totozinareo izay manimba ny tany; ary omeo voninahitra ny Andriamanitry ny Isiraely; angamba hanamaivana ny tanany hiala aminareo sy ny andriamanitrareo ary ny taninareo Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa manaova sarin’ny vainareo sy sarin’ny totozinareo izay manimba ny tany; ary omeo voninahitra ny Andriamanitry ny Israely; angamba hanamaivana ny tanany hiala aminareo sy ny andriamanitrareo ary ny taninareo Izy.
malagasy