1 Samuel 6:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary alaivo ny vata misy ny faneken’NY TOMPO ka apetraho eo ambonin’ny sarety, dia ataovy ao anaty vata kely eo anilany ireo sary volamena hatolotrareo ho Azy ho fanati-panonerana. Ary avelao izany handeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia alaovy ny Fiaran’i Iaveh, apetraho eo ambonin’ny sarety, ary apetraho ao anilany anaty vata kely, ireo fanaka volamena homenareo ho fanati-panonerana, ka alefaso izy dia handeha any.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halainareo ny Vatamasin’ny TOMPO, dia apetraho eo ambony sarety; hataonareo anaty vata kely eo anilany ireo sarin-javatra volamena izay aterinareo ho fanonerana amin’Andriamanitra. Avy eo dia alefaso izy handeha.
Malagasy Bible 1865
Ary alao ny fiaran'i Jehovah, ka apetraho eo ambonin'ny sariety, dia ataovy ao anaty vata kely eo anilany ny fanaka volamena haterinareo ho Azy ho fanati-panonerana, ka ampandehano izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary alao ny fiaran'i Jehovah, ka apetraho eo ambonin'ny sariety, dia ataovy ao anaty vata kely eo anilany ny fanaka volamena haterinareo ho Azy ho fanati-panonerana, ka ampandehano izany.