1 Samuel 7:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niala tany Mizpa ny lehilahin’ny Israely ka nanenjika ny Filistina ary namely azy mandra-pahatongany teo ambanin’i Bety-Kara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nivoaka avy tao Masfà ny lehilahy amin’i Israely, ka nanenjika ny Filistinina, sy namely azy hatrany ambanin’i Bety-Kara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niala tao Mitsepà ny tafik’i Israely ka nanenjika ny Filistinina hatrany ambanin’ny Bety-Kàra mandra-pandresiny azy tanteraka.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lehilahy amin'ny Isiraely niala tany Mizpa, dia nanenjika ny Filistina ka namely azy mandra-pahatongany teo ambanin'i Beti-kara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niala tany Mizpa ny lehilahin’ny Israely ka nanenjika ny Filistina ary namely azy mandra-pahatongany teo ambanin’i Bety-Kara.
malagasy
Ary ny lehilahy amin'ny Isiraely niala tany Mizpa, dia nanenjika ny Filistina ka namely azy mandra-pahatongany teo ambanin'i Beti-kara.