1 Samuel 7:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitsara ny Israely i Samoela tamin’ny andro rehetra niainany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsara an’i Israely tamin’ny andro rehetra niainany i Samoela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Samoela no filohan’ny vahoaka Israely mandra-pahafatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary Samoela nitsara ny Isiraely tamin'ny andro rehetra niainany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitsara ny Israely i Samoela tamin’ny andro rehetra niainany.
malagasy
Ary Samoela nitsara ny Isiraely tamin'ny andro rehetra niainany.