1 Samuel 7:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandeha isan-taona isan-taona nitety an’i Betela sy i Gilgala ary i Mizpa izy ka nitsara ny Israely teo amin’ireo tanàna rehetra ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Isan-taona dia nandeha izy nitety an’i Betela sy i Galgalà ary i Masfà ka nitsara an’i Israely tamin’ireo fitoerana rehetra ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isan-taona izy dia nandeha nitety an’i Betela sy i Gilgala ary i Mitsepà ka nitsara tamin’ireo tanàna telo ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary nandeha isan-taona isan-taona izy nitety any Betela sy Gilgala ary Mizpa ka nitsara ny Isiraely teo amin'ireo tanàna rehetra ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandeha isan-taona isan-taona nitety an’i Betela sy i Gilgala ary i Mizpa izy ka nitsara ny Israely teo amin’ireo tanàna rehetra ireo.
malagasy
Ary nandeha isan-taona isan-taona izy nitety any Betela sy Gilgala ary Mizpa ka nitsara ny Isiraely teo amin'ireo tanàna rehetra ireo.Dia niverina ho any Rama indray izy, fa tao ny tranony; ary nitsara ny Isiraely tao izy sady nanorina alitara tao ho an'i Jehovah.