1 Samuel 7:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niverina ho any Rama indray izy avy eo, fa tao ny tranony; ary nitsara ny Israely sy nanorina alitara ho an’NY TOMPO tao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany dia niverina any Ramà izay misy ny tranony izy, dia nitsara an’i Israely tao, ary nanorina ôtely tao ho an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa izany, dia niverina nody tany Ramà izay nisy azy izy; nitsarany ny Israelita koa tao sady nanorenany alitara anankiray ho an’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia niverina ho any Rama indray izy, fa tao ny tranony; ary nitsara ny Isiraely tao izy sady nanorina alitara tao ho an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niverina ho any Rama indray izy avy eo, fa tao ny tranony; ary nitsara ny Israely sy nanorina alitara ho an’NY TOMPO tao izy.
malagasy
Dia niverina ho any Rama indray izy, fa tao ny tranony; ary nitsara ny Isiraely tao izy sady nanorina alitara tao ho an'i Jehovah.