1 Samuel 7:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanary ireo Baala sy ireo Astarta ny Zanak’Israely ka nanompo NY TOMPO irery ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nesorin’ny taranak’i Israely teo aminy ny Baala sy ny Astarte, ka i Iaveh irery ihany no notompoiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia narian’ny Israelita ireo sampin’ny andriamani-dahy Bahala sy ny andriamani-bavy Hastôreta, ka ny TOMPO no hany notompoiny.
Malagasy Bible 1865
Dia nanary ireo Bala sy Astarta ny Zanak'Isiraely ka nanompo an'i Jehovah irery ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanary ireo Baala* sy ireo Astarta ny Zanak’Israely ka nanompo NY TOMPO irery ihany.
malagasy
Dia nanary ireo Bala sy Astarta ny Zanak'Isiraely ka nanompo an'i Jehovah irery ihany.