1 Samuel 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Samoela: Vorio any Mizpa ny Israely rehetra, dia hivavaka amin’NY TOMPO ho anareo aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Samoela: «Vorio any Masfà i Israely rehetra ary hivavaka amin’i Iaveh ho anareo aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia hoy i Samoela hoe: –Aoka ho vory any Mitsepà ny vahoaka Israely tsivakivolo, fa izaho hivavaka amin’ny TOMPO ho azy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Samoela: Vorio ny Isiraely rehetra ho any Mizpa, dia hivavaka amin'i Jehovah ho anareo aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Samoela: Vorio any Mizpa ny Israely rehetra, dia hivavaka amin’NY TOMPO ho anareo aho.
malagasy
Ary hoy Samoela: Vorio ny Isiraely rehetra ho any Mizpa, dia hivavaka amin'i Jehovah ho anareo aho.