1 Samuel 7:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivory tany Mizpa izy, ary nanovo rano ka nandraraka izany teo anatrehan’NY TOMPO sady nifady hanina nandritra io andro io ka niteny hoe: Efa nanota tamin’NY TOMPO isika. Ary nitsara ny Zanak’Israely tany Mizpa i Samoela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivory tany Masfà izy ireo. Nanovo rano izy, nararany teo anatrehan’i Iaveh ary nifady hanina tamin’izany andro izany, fa hoy izy: «Efa nanota tamin’i Iaveh isika!» Ary i Samoela nitsara an’i Israely tany Masfà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tafangona tao Mitsepà ny Israelita. Nanovo rano izy ireo, dia nararany tamin’ny tany teo anatrehan’ny TOMPO izany. Nifady hanina koa izy tamin’izany andro izany sady niaiky heloka hoe: «Efa nanota tamin’ny TOMPO izahay.» Tao Mitsepà no nahatonga an’i Samoela ho filohan’ny vahoaka Israely.
Malagasy Bible 1865
Dia nivory tany Mizpa izy ary nanovo rano ka nandraraka izany teo anatrehan'i Jehovah, sady nifady hanina tamin'izany andro izany izy ka nanao hoe: Efa nanota tamin'i Jehovah isika. Ary Samoela nitsara ny Zanak'Isiraely tany Mizpa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivory tany Mizpa izy, ary nanovo rano ka nandraraka izany teo anatrehan’NY TOMPO sady nifady hanina nandritra io andro io ka niteny hoe: Efa nanota tamin’NY TOMPO isika. Ary nitsara ny Zanak’Israely tany Mizpa i Samoela.
malagasy