1 Samuel 7:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny Zanak’Israely tamin’i Samoela: Aza mitsahatra mitaraina amin’NY TOMPO Andriamanitsika ho anay ianao, mba hamonjeny anay amin’ny tanan’ny Filistina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy ny zanak’i Israely tamin’i Samoela hoe: «Aza atsahatra ny fitarainana ho antsika amin’i Iaveh Andriamanitsika, mba hamonjy antsika amin’ny tanan’ny Filistinina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanao tamin’i Samoela hoe: –Aza arianao izahay, fa mivavaha amin’ny TOMPO Andriamanitsika ho anay, mba hamonjeny anay tsy ho voagejan’ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny Zanak'Isiraely tamin'i Samoela: Aza mitsahatra mitaraina amin'i Jehovah Andriamanitsika ho anay ianao, mba hamonjeny anay amin'ny tanan'ny Filistina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny Zanak’Israely tamin’i Samoela: Aza mitsahatra mitaraina amin’NY TOMPO Andriamanitsika ho anay ianao, mba hamonjeny anay amin’ny tanan’ny Filistina.
malagasy
Dia hoy ny Zanak'Isiraely tamin'i Samoela: Aza mitsahatra mitaraina amin'i Jehovah Andriamanitsika ho anay ianao, mba hamonjeny anay amin'ny tanan'ny Filistina.