1 Samuel 8:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa antitra i Samoela dia ny zanany no nataony mpitsara ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa antitra i Samoela, dia ireo zanany no natsangany hitsara an’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa antitra i Samoela, dia ireo zanany no nataony ho mpanapaka ny vahoaka Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa antitra Samoela, dia ny zanany no nataony mpitsara ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa antitra i Samoela dia ny zanany no nataony mpitsara ny Israely.
malagasy
[Ny nangatahan'ny Isiraely mpanjaka] Ary rehefa antitra Samoela, dia ny zanany no nataony mpitsara ny Isiraely.