1 Samuel 8:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nambaran’i Samoela tamin’ny olona izay nangataka mpanjaka taminy ny teny rehetra nolazain’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nambaran’i Samoela tamin’ny vahoaka nangataka mpanjaka taminy ny tenin’i Iaveh rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitatitra ny teny rehetra nataon’ny TOMPO i Samoela ka nilaza tamin’ireo vahoaka nangata-mpanjaka hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia nambaran'i Samoela tamin'ny olona izay nangataka mpanjaka taminy ny teny rehetra nolazain'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nambaran’i Samoela tamin’ny olona izay nangataka mpanjaka taminy ny teny rehetra nolazain’NY TOMPO.
malagasy
Dia nambaran'i Samoela tamin'ny olona izay nangataka mpanjaka taminy ny teny rehetra nolazain'i Jehovah.