1 Samuel 8:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hotendreny ho mpifehy arivo sy ho mpifehy dimampolo, ary hiasa ny taniny sy hijinja ny vokany ary hamboatra ny fiadiany sy ny fanaka momba ny kalesy fitondrany miady izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataony mpifehy arivo, mpifehy dimampolo izy; hampiasainy ny taniny, hampijinjainy ny variny, hampanaoviny ny fiadiany, mbamin’ny forongon-kalesiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny sasany hataony manamboninahitra mpibaiko rezimanta na vondron-tafika. Ny hafa hataony mpiasa ny taniny sy mpijinja ny vokany, na koa mpanefy fiadiana sy fitaovana momba ny kalesy.
Malagasy Bible 1865
ary hotendreny ho mpifehy arivo sy ho mpifehy dimam-polo, ary hiasa ny taniny sy hijinja ny vokany ary hanao ny fiadiany sy ny fanaka momba ny kalesiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hotendreny ho mpifehy arivo sy ho mpifehy dimampolo, ary hiasa ny taniny sy hijinja ny vokany ary hamboatra ny fiadiany sy ny fanaka momba ny kalesy fitondrany miady izy;
malagasy
ary hotendreny ho mpifehy arivo sy ho mpifehy dimam-polo, ary hiasa ny taniny sy hijinja ny vokany ary hanao ny fiadiany sy ny fanaka momba ny kalesiny;