1 Samuel 8:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny zanakareo vavy dia halainy ho mpangaroharo zava-manitra ary ho mpahandro sy mpanao mofo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanaka vavinareo halainy ho mpanamboatra zava-manitra, ho mpahandro, ho mpanao mofo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halainy koa ny zanakareo vavy ka hataony mpamboatra ranomanitra na mpahandro hanina na mpanao mofo.
Malagasy Bible 1865
ary ny zanakareo-vavy dia halainy ho mpangaroharo zava-manitra ary ho mpahandro sy mpanao mofo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny zanakareo vavy dia halainy ho mpangaroharo zava-manitra ary ho mpahandro sy mpanao mofo;
malagasy
ary ny zanakareo-vavy dia halainy ho mpangaroharo zava-manitra ary ho mpahandro sy mpanao mofo;