1 Samuel 8:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny tsara indrindra amin’ny sahanareo sy ny tanim-boalobokareo sy ny tanin’olivanareo dia halainy ka homeny ny mpanompony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanimbarinareo, ny tanimboalobokareo, ny fototr’ôlivanareo tsara indrindra dia halainy ka homeny ny mpanompony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halainy ka homeny ny mpanompony izay tsara amin’ny sahanareo sy ny tanimboalobokareo ary ny taninôlivanareo;
Malagasy Bible 1865
ary ny tsara indrindra amin'ny sahanareo sy ny tanim-boalobokareo sy ny tanin'olivanareo dia halainy ka homeny ho an'ny mpanompony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny tsara indrindra amin’ny sahanareo sy ny tanim-boalobokareo sy ny tanin’olivanareo dia halainy ka homeny ny mpanompony;
malagasy
ary ny tsara indrindra amin'ny sahanareo sy ny tanim-boalobokareo sy ny tanin'olivanareo dia halainy ka homeny ho an'ny mpanompony;